TOAMASINA II : lavon’ny andrimasom-pokonolona i SABOTSY Vincent

0

Lavon’ny andrimasom-pokonolona tao amin’ny Fokontany Ranomena andrefan’ny Commune Toamasina Sub—Urbaine ny sabotsy alina teo i SABOTSY Vincent rehefa nampihorohoro fokontany maro nandritra ny 16 taona. Vokatry ny fahatezeran’ny fokonolona, tamin’ny fomba feno habibiana no nahafaty ity farany.