Accueil Faits divers Toamasina II: ny vadiny ihany no namono nahafaty azy

Toamasina II: ny vadiny ihany no namono nahafaty azy

0
Toamasina II: ny vadiny ihany no namono nahafaty azy

Lehilahy iray 42 taona no voalaza fa namono ka nahafaty ny vady andefimandriny tao amin’ny tanana antsoina hoe: tsaramandroso-maromaniry, fokontany ambodisaina, nalevin’ny vadiny teo an-tokotany ihany ilay razana rehefa tsy nisy nahita nandritra ny andro maromaro, razana efa simba no hitan’ny manodidina omaly alahady tolakandro, olana ara-panambadiana no fantatra fa anton’ny famonoana.