Toamasina : maro ny efa asa fampandrosoana efa vita, betsaka ny mbola hotantrahina

0

Nitsidika ny fanatantrahana ny fotodrafitr’asa izay hatsangana ao Toamasina androany ny Filohan’ny repoblika mivady sy ireo mpikambana teo anivon’ny governemanta. Isan’ny Fanombohana ny dingana voalohany amin’ny tetikasa Miami, ny lalana boulevard Ratsimilaho sy ny fanajariana ny lalana miainga avy eo Morafeno mivoaka eo amin’ny Hopitaly Be.