Toamasina : mitaraina momba ny faharetan’ny fahatongavan’ny valin’ny fitiliana ireo marary

0

Mitaraina ireo marary manaraka fitsaboana ao amin’ny Toeram-pitsaboana Foyer Social Canada Toamasina. Tara ny fivoahan’ny valin’ny fitiliana, tapaka lava ny Rano, tsy ampy ny sakafo. Izay no vontoatin’ny fitarainana.