Toamasina : nijoro vavolombelona mikasika ilay zaza 04 taona ny fianaviany

0

Tsy marina ny filazana niely tao anaty tambajotra serasera Facebook nilazana fa nalefa irery toy ny colis ilay Zaza lahy 04 taona hita faty omaly niaraka tamin’ireo razana 11 tao Nosy Faly, nilaza ny dadabeny any Toamasina fa niaraka rendrika tamin’iny reniny io Zaza io fa saingy mbola tsy hita ny Razana hatreto.