Accueil Société Toamasina : trano ampolony no kilan’ny afo

Toamasina : trano ampolony no kilan’ny afo

0
Toamasina : trano ampolony no kilan’ny afo

Trano ampolony no kila forehitra tao amin’ny bazary Tanamakoa Toamasina tokony ho tamin’ny 04 ora tolakandro teo, tsena avokoa ny ankabeazany. Niara-nanomboka tamin’ny fiandohan’ny lalaon’ny Barea tamin’ny tolakandro teo ny firehetan’ny afo teo amin’ny Bazary Tanamakoa parcelle 12/14.