Notafihan’ny jiolahy mirongo basy ny maraina teo ny tombin-tsolika iay teny Ankadindramamy. Vola mitentina 70 tapitrisa Ariary no lasan’ny jiolahy tamin’izany. Eo am-panaovana ny fanadihadiana sy ny fikarohana ny mpitandron’ny filaminana.