Accueil Politique Tolona ho an’ny fanovana : tonga maro ny vahoaka malagasy

Tolona ho an’ny fanovana : tonga maro ny vahoaka malagasy

0
Tolona ho an’ny fanovana : tonga maro ny vahoaka malagasy

Tonga maro hatrany teny amin’ny kianjan’ny 13mai nanamafy ny tolona hoan’ny fanovana ny vahoaka malagasy ny sabotsy teo. Tonga nanatevin-daharana ny hetsika ihany koa ireo ben’ny tanàna avy any amin’ny faritra. Mikatso avokoa ireo fandehanan-draharaham-panjakana hoy ny solombavambahoaka ho an’ny fanovana.

 

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici