Tontolon’ny baolina kitra

0

Tafita amain’ny CAN 2019 ny barea de Madagascar taorian’ny fandresen’izy ireo ny ekipan’i Guinée Equatorial omaly tetsy amin’ny kianjan’i Votovorona. Sambany teo amin’ny tantaran’ny baolina kitra Malagasy.