Tontolon’ny jono eto Madagasikara : teboka maro no tokony hatsaraina

0

Teboka maro no mila hatsaraina eo amin’ny sehatry ny jono araka ny nambaran’ny teo anivon’ny ministeran’ny jono. Isan’ny lehibe amin’izany ny lafiny fitantanana.