Accueil Société Traboina : napetraka ny fandaminana vaovao tsy hahatara ny sakafo

Traboina : napetraka ny fandaminana vaovao tsy hahatara ny sakafo

0
Traboina : napetraka ny fandaminana vaovao tsy hahatara ny sakafo

Napetraka ny fandaminana vaovao tsy hahatara ny sakafon’ireo traboina miparitaka amina Site d’Hebergement miisa 91. Tonga ihany koa ankilan’izay ny kitay fanomezana avy amin’ny orinasa Fanalamanga handrahoana ny sakafon’ireo traboina ireo. Fotoana hifanomezan-tanana sy hiraisana hina izao, hoy ireo mpiara-dia amin’ny filoha teo aloha Didier Ratsiraka izay nanalotra fanampiana teny amin’ny BNGRC androany.