Trangana kolikoly ao amin’ny CIM Ambohidahy: 11 nampiakarin’ny BIANCO teny amin’ny CPAC

0

Mpiasa miisa 11 ao amin’ny CIM Ambohidahy no nampiakarin’ny Birao mahaleotena miady amin’ny kolikoly teny anivon’ny chaine pénale anti-corruption. 2 no voatazona vonjimaika, ny ambiny kosa nafahana. Amin’ny volana aprily ny tohin’ny raharaha.