Trano fonenan’i Mbola RAJAONAH : nosavain’ny BIANCO androany

0

Taorian’ny fanadihadiana nataon’ny Bianco an’i Mbola Rajaonah ny Alatsinainy faha-19 novambra sy ny Talata faha-20 novambra lasa teo dia nosavaina ny tranony omlay. Tsy nisy nipiaka ny resaka hatreto ary tsy nanome fanazavana ny avy amin’ny Bianco.