Trondro maina : mahahenika ny tsena anatiny ny vokatra

0

Miankina betsaka amin’ny toetry ny andro ny fandraharahana eo amin’ny sehatry ny trondro maina. Niakatra ny vokatra miodina amin’ny tsena anatiny tamin’ity taona ity raha ny fanadihadiana natao. Ilaina ny fiofanana mialohan’ny idirana amin’ity sehatra ity hampateza ny trondro maina raha ny fanazavana.