Accueil Economie Tsara dia: andrasana ny fankatoavana

Tsara dia: andrasana ny fankatoavana

0
Tsara dia: andrasana ny fankatoavana

Mbola andrasana ny fahazoandalana hisidina ho an’ilay kaompania madiniky ny Air Madagascar. isan’ireo paikady entina anarenana ny kaompania malagasy io paikady io raha ny fantatra. Isan’ireo paikady ihany koa raha ny fantatra ny fampitomboana ny sidina ataon’ny kaompania malagasy.

 

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici