Tsaratanàna sy Maevatanana : notanterahina tany ny vina laharana voalohany

0

Mitohy hatrany ny fanatanterahan’ny fitondram-panjakana ny vina napetraky ny filohan’ny repoblika. Tamin’ity anio ity dia nidina ifotony tany amin’ireo faritra mafana roa ao anatin’ny faritra Betsiboka , Tsaratanana sy Maevatanana ny filohan’ny repoblika Andry Rajoelina.