Tsena Analakely : anjakan’ny kolikoly tanteraka

0

Anjakan’ny kolikoly ireo toeram-pivarotana eo Analakely. Mpivarotra tsy ara-dalàna am-polony amin’izao fotoana izao no milaza fa napetraky ny ben’ny tanànan’Antananarivo, manimba ny tsenan’ireo mpivarotra ara-dalàna. Tsy nahazom-baliny ny mpitantana ny tanàna manoloana izany.