Accueil Société Tsena VMMM : nitohy tao Ifarihy ny fivarotana ireo fitaovan’ny mpianatra amin’ny vidiny mirary

Tsena VMMM : nitohy tao Ifarihy ny fivarotana ireo fitaovan’ny mpianatra amin’ny vidiny mirary

0
Tsena VMMM : nitohy tao Ifarihy ny fivarotana ireo fitaovan’ny mpianatra amin’ny vidiny mirary

Nitohy tany Ifarihy kaomoinina Ankaraobato ny hetsiky ny vehivavy Malagasy miara miainga izay mivarotra ireo fitaovan’ny mpianatra amin’ny vidiny mirary. Ho an’ny androany, fahombiazana ny hetsika raha ny fanazavan’ireo tomponadraikitra hatrany.