Accueil Société Tsinjo ho an’ny mpanjifa : hotohizana ny famatsiam-bary ny mpaninjara

Tsinjo ho an’ny mpanjifa : hotohizana ny famatsiam-bary ny mpaninjara

0
Tsinjo ho an’ny mpanjifa : hotohizana ny famatsiam-bary ny mpaninjara

Niverina amin’ny laoniny ny famatsiam-bary manerana ny tsena kely eto Antananarivo taorian’ny TSINJO HO AN’NY MPANJIFA napetraky ny minisiteran’ny varotra sy ny indostria. Tokony hamafisina hatrany ny hetsika hisian’ny entana tsy tapaka anivon’ny tsena maro hoy ny mpaninjara.