Tsy fandriampahalemana 3 taona nisesy : niakatra hatrany ny kalitaon’ny fitaovan’ny dahalo

0

Niakatra 16 ireo mpitandro ny filaminana lavon’ny dahalo tamin’iny taona 2018 lasa teo raha ny tatitra teo anivon’ny zandarimariam-pirenena. Niakatra ny kalitaon’ny fitaovana nampiasain’ireo jiolahy ireo ary nitombo ihany koa ny herisetra raha ny tatitra hatrany.