Accueil Politique Tsy fandriampahalemana : efa nandray andraikitra ny fitondrana hatramin’izay hoy ny Filohampirenena

Tsy fandriampahalemana : efa nandray andraikitra ny fitondrana hatramin’izay hoy ny Filohampirenena

0
Tsy fandriampahalemana : efa nandray andraikitra ny fitondrana hatramin’izay hoy ny Filohampirenena

Manoloana ny tsy fandriampahalemana eto amintsika, efa nandray andraikitra ny fitondrana hatramin’izay, hoy ny Filohampirenena omaly nandritra ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny RSS na ny Reforme du Secteur de la Sécurité eto Madagasikara. Ny fanohanana sy ny fanomezan-tanana avy amin’ny olompirenena sy ireo fiarahamonim-pirenena no andrasana raha ny  fanazavany.

 

 

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici