Accueil Société Tsy fisian’ny asa : isan’ny mpampirongatra ny fifohana zava-mahadomelina

Tsy fisian’ny asa : isan’ny mpampirongatra ny fifohana zava-mahadomelina

0
Tsy fisian’ny asa : isan’ny mpampirongatra ny fifohana zava-mahadomelina

Isan’ny mampirongatra ny fifohana zava-mahadomelina eto amintsika ny tsy fisian’ny asa raha ny fanadihadiana natao teny anivon’ny fiarahamonina. Ny Zava-mahadomelina izay misy karazany 03 eto amintsika ; ny mahery vaika na ny « Drogue à haut risque », ny antonony na ny antsoina hoe « Drogue à risque » ary ny malefaka na ny « Precurseur ».