Tsy fizarana “Permis minier” : misy fiatraikany amin’ny fidiram-bolam-panjakana

0

Miteraka fahabangana lehibe eo amin’ny fidiram-bolam-panjakana ny tsy fitsanganan’ny filaken-vim-pitantanana eo anivon’ny Bureau du Cadastre Minier de Madagascar. Hatreto, mikatso avokoa ny fanomezana fahazahoan-dalana hitrandraka na ny fanomezana ny permis minier.