Accueil Politique UNDD : sarotra ny hanantena fa ho tanteraka amin’ity taona ity ny fifidianana

UNDD : sarotra ny hanantena fa ho tanteraka amin’ity taona ity ny fifidianana

0
UNDD : sarotra ny hanantena fa ho tanteraka amin’ity taona ity ny fifidianana

Sarotra ny hanantena fa ho tanteraka ny fifidianana izay hirosoantsika amin’ity taona 2023 ity, hoy ny teo anivon’ny antoko UNDD, na ny Union Nationale pour la Démocratie et le Développement. Manahy mafy ny mety hisian’ny Krizy vaovao, hanamafy ny krizy efa hita soritra amin’izao fotoana ihany koa ny antoko.