Accueil Sport Utop 2019 : tafakatra 1 450 ireo mpifaninana

Utop 2019 : tafakatra 1 450 ireo mpifaninana

0
Utop 2019 : tafakatra 1 450 ireo mpifaninana

Tafakatra 1 450 ireo mpifaninana handray anjara amin’ny lalao Utop, Ultra Trail ô Plateaux 2019 izay andiany faha 11. Fifaninanana ho fampiroboroboana ny taranja hazakazaka lavitra ezaka sy ny tontolon’ny fizahantany eto Madagasikara.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici