UTOP andiany faha-11 : nifarana tamin’ity androany ity

0

Tontolon’ny fanatanjahan-tena, afa-po na ireo mpandray anjara na ireo mpilalao tamin’ny UTOP andiany faha 11. Ny UTOP izay naharitra atelona, ka tamin’ity androany ity no nanatontosana ny fizarana ny amboara teny Ambatobe.