Vahaolana ara-toekarena : ilaina ny fanaovana ho laharampahamehana ny famokarana

0

Tsy tokony hampitombo ny fahantrana eto amin’ny firenena ny krizy maneran-tany araka ny
fanehoan-kevitry ny mpahay toekarena no mpikambana eo anivon’ny Firaisamonim-pirenena Rohy
Patrick Randriamisata. Miankina amin’ny paikady tanterahin’ny fanjakana hiatrehana ny krizy no
ahafahana mapandroso ny firenena na mampitotongana izany raha ny fanazavana. Isany vahaolana
tokony atao laharampahamehana ny fampitomboana ny famokarana anatiny.