Accueil Politique Vahoakan’Ankadinandriana : resy lahatra amin’ny kandida laharana faha-13, Andry RAJOELINA

Vahoakan’Ankadinandriana : resy lahatra amin’ny kandida laharana faha-13, Andry RAJOELINA

0
Vahoakan’Ankadinandriana : resy lahatra amin’ny kandida laharana faha-13, Andry RAJOELINA

Resy lahatra ny vahoaka ao amin’ny kaominina Ankadinandriana fa hifidy ny kandida laharana faha-13. Ny fahatanorany, ny fahamatorany, ny efa zava-bitan’i Andry RAJOELINA teto amin’ny firenena, ireo no antony mahatonga ny vahoakan’Ankadinandriana hisafidy ny kandida laharana faha-13 amin’ny 7 novambra izao.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici