Valan’aretina pesta : olona 28 no namoy ny ainy manerana ny nosy tato anatin’ny enim-bolana farany

0

Distrika enina no mbola ahitana valan’aretina pesta amin’izao fotoana izao hoy ny tomponandraikitra eo anivon’ny ministeran’ny fahasalamana. Tokony hitandrina ny rehetra fa mbola anatin’ny vanim-potoanan’ny pesta i Madagasikara amin’izao fotoana izao.