Valanjavaboahary : homena tombony ireo vondron’olona ifotony

0

Valanjavaboahary miisa 14 no hanaovana fanadihadiana ka homena sanda alalan’ny fampiroboroboana ny Ecotourisme. Hivoaka mialohan’ny faran’ny taona ny vokatry ny fanadihadiana, izay vatsian’ny BAD na ny Banque Africain de Developpement vola hatrany amin’ny 1,5 Tapirisa Dolara.