Accueil Economie Vary avy eto an-toerana : tsy manaja ny antanatohatry ny fanjifana ny mpivarotra

Vary avy eto an-toerana : tsy manaja ny antanatohatry ny fanjifana ny mpivarotra

0
Vary avy eto an-toerana : tsy manaja ny antanatohatry ny fanjifana ny mpivarotra

Maro ny antony mampiakatra ny vidim-bary vokarina avy eto antoerana. Isan’izany ny tsy fanajan’ny mpisehatra anatin’ny seha-pihariana vary ny Circuit de distribution indrindra ny mpanelanelana maka tombony mihompampana. Nandraisana fepetra avy hatrany ny mpisehatra tsy manara-dalàna ary maro ny tsena nakatona mandra-pamitana ny fanadihadiana.