Accueil Culture Vehivavy : manana ny anjara-toerana lehibe eo amin’ny fiaraha-monina Malagasy

Vehivavy : manana ny anjara-toerana lehibe eo amin’ny fiaraha-monina Malagasy

0
Vehivavy : manana ny anjara-toerana lehibe eo amin’ny fiaraha-monina Malagasy

Mitana anjara toerana lehibe eo amin’ny fiarahamonina Malagasy ny vehivavy saingy samy manana ny rafi-pitsinjarana andraikitra ny isam-paritra toy ny Antehimoro. Ity farany izay misy ihavahany amin’ny hafa na izany aza, tsy midika ho fanambaniana izany hoy ny mpampianatra mpikaroka iray.