Société Vidim-bary 31 août 2018 0 Facebook Twitter Pinterest WhatsApp Nahitam-piakarana Ar 100 indray ny vidin’ny vary eny antsena amin’izao fotoana izao, fiakarana izay tsy tokony ho hisy raha ny hatsaran’ny vokatra farany teo, hoy ireo tantsaha.