Accueil Société Vidin-kena : tsy misy ny omby, tsy hitsahatra hiakatra ny vidiny

Vidin-kena : tsy misy ny omby, tsy hitsahatra hiakatra ny vidiny

0
Vidin-kena : tsy misy ny omby, tsy hitsahatra hiakatra ny vidiny

Mbola hikatra hatrany ny vidin’ny henomby sy ny henakisoa ao anatin’ny volana maromaro hoy ireo mpivarotra raha nanontanina. Eny ifotony no mampiakatra ny vidin’ny omby manampy izany ihany koa ny fiakaran’ny vidin-tsolika hitanterana ireo omby miakatra eto Antananarivo. Mihena ihany koa ny omby vonoina eny amin’ny abattoir hoy ny tompon’andraikitra.