Vidin-tsolika : mitohy ny fifampidinihina

0

Nanomboka omaly tolakandro teny @ Lapan’Ambohitsirohitra ny fifampidinihina eo amin’ny Filohan’ny Repoblika Rajoelina Andry sy ireo mpndraharaha misehatra @ solika eto amintsika. Noporofoin’ny Filohan’ny Repoblika fa mitana ny teny nomeny izy ary mitsinjo ny vahoakany.