Accueil Société VOHILAVA MANANJARY : nilanja sorabaventy ireo mponina nanohitra ny fitrandrahana

VOHILAVA MANANJARY : nilanja sorabaventy ireo mponina nanohitra ny fitrandrahana

0
VOHILAVA MANANJARY : nilanja sorabaventy ireo mponina nanohitra ny fitrandrahana

Nanao hetsika sy fidinana andalam-be hanoherana ny fitrandrahana volamena ataona orinasa ana-teratany vahiny iray ny mponina tao Vohilava Mananjary omaly. Ankoatran’ny fahapotehan’ny toeram-piveloman’ireo mponina, voakasiky ny fitrandrahana ihany koa ny sekoly ka anton’ny hetsika faobe, na teo aza ny fanakanana nataon’ny mpitandron’ny filaminana.