Voka-pifidianana : tsy misy fitanilana ny famoahana izany hoy ny CENI

0

Ny antoandro teo no nanomboka tonga ny fitananana an-tsoratra ny voka-pifidianana avy eny anivon’ny SRMV. Ny avy ao amin’ny distrikan’Antananarivo faha 6 no nahatonga izany voalohany. Ny faritanin’Antananarivo sy Fianarantsoa no nandraisana vokatra be indrindra raha ny fanazavana. Nanamafy ny filoha lefitry ny CENI fa tsy  misy ny fifantenana mikasika ny famoahana ny fironana ankehitriny.