Accueil Economie Vokatra Malagasy : kazarany 04 no tsy neken’ny tsena Eropeana nanomboka ny janoary 2021

Vokatra Malagasy : kazarany 04 no tsy neken’ny tsena Eropeana nanomboka ny janoary 2021

0
Vokatra Malagasy : kazarany 04 no tsy neken’ny tsena Eropeana nanomboka ny janoary 2021

Karazam-bokatra miisa 04, amin’ny taonina maro avy eto Madagasiakara, no naverin’ny Vondrona Eropeana noho izy ahitana tahan’ireo « Pesticide » izay efa tsy eken’ny tsena Eropeana intsony. Isan’izany ireo voamaina toy ny tsaramaso, lojy ary koa ny vanille sy Litchis. Tsy maintsy hanaraka ireo fepetra takiana ireo isika raha tiana ny hampihodina ny toekarena sy hampaharitra ireo lalam-barotra.