Vokatra tsy ofisialy : mitarika ny IRD

0

Mitarika ny IRD raha ny vokatra teny anivon’ny biraom-pifidianana nolalovan’ny mpanao gazety io hariva io. Arahintsika ato anatin’ity fanadihadiana ity, ireo vokatra tsy ofisialy sy ny ambiance nandritry ny fanisam-bato.