Accueil Economie Volamena : tafiakatra 54 000 euros ny kilao eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena

Volamena : tafiakatra 54 000 euros ny kilao eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena

0
Volamena : tafiakatra 54 000 euros ny kilao eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena

Tafiakatra hatramin’ny 54 000 euros ny vidin’ny kilaon’ny volamena eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena. Antony ny fisian’ny valanaretina Covid 19 sy ny ady misy eo amin’ny amerikana sy ny sinoa. Etsy ankilany, olana iray mampitontongana ny lanjam-bola eto Madagasikara ny tsy fananany reserves d’or raha ny fanazavan’ny mpahay toekarena.