Volan-kakafotra, ny omaly tsy niova

0

Solombavambahoaka 143 no nangataka handray fitenena mandritra ity fihaonana eo amin’ny governemanta sy ny solombavambahoaka ity. Omaly alina, solombavambahoaka 87 no efa nandray fitenenana. Hatreto anefa volan-kakafotra, tsy misy zava-baovao amin’ny fihaonana eo amin’ny roa tonta.