Accueil Politique Volavolan-dalàmpifidianana andininy faha-55 : narafitra ho an’ny mpitondra sy ny antokony

Volavolan-dalàmpifidianana andininy faha-55 : narafitra ho an’ny mpitondra sy ny antokony

0
Volavolan-dalàmpifidianana andininy faha-55 : narafitra ho an’ny mpitondra sy ny antokony

Narahinao omaly teto amin’ny fampahalalam-baovaon’ny KOLO TV FM ny andininy izay mametra ny fanehoan-kevitra mandritra ny fampielezan-kevitra. Hita ihany koa ny fanomezana vahana ny antoko eo amin’ny fitondrana afaka hanao fampielezan-kevitra mialoha ny fotoana.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici