Accueil Economie Volavolan-dalàna momba ny toaka gasy : lany teny amin’ny Antenimierampirenena

Volavolan-dalàna momba ny toaka gasy : lany teny amin’ny Antenimierampirenena

0
Volavolan-dalàna momba ny toaka gasy : lany teny amin’ny Antenimierampirenena

Lany teny anivon’ny antenimierampirenena ny hariva teo ny volavolan-dalàna momba ny fanamboarana sy famarotana ny toaka Gasy. Ny fanandratana ny maha-malagasy, ny fampidirana ity sehatra ity ho ao anatin’ny ara-dalàna, izay no antony nandaniana izany hoy ireo Solombavambahoaka.