Vondrona eoropeana : lavitra ny ezaka amin’ny ady amin’ny kolikoly eto Madagasikara

0

Tsy ampy ny ezaka ataon’ny fanjakana malagasy amin’ny ady amin’ny kolikoly hoy ny masoivohon’ny vondrona eoropeana. Mbola tsy hita taratra ihany koa hatreto ny fahavononan’ny fanjakana amin’ny fametrahana ny tany tan-dàlana.