Accueil Politique Vondrona Eoropeana : Manampy azy ireo handray andraikitra ny fanairana nataon’ny MMM.

Vondrona Eoropeana : Manampy azy ireo handray andraikitra ny fanairana nataon’ny MMM.

0
Vondrona Eoropeana : Manampy azy ireo handray andraikitra ny fanairana nataon’ny MMM.

Tsy azo ekena ny fitrosana tsy mitondra voka-tsoa amin’ny fiainan’ny vahoaka Malagasy noho ny fanodikodinam-bola ataon’ny tomponandraiki-mpanjakana eto amintsika hoy ny filohan’ny antoko Malagasy miara-miainga, nitondra fanazavana mikasika ny taratasy misokatra nalefan’izy ireo ho an’ny fianakaviambe iraisam-pirenena. Manampy ny mpamatsy vola amin’ny fanapahan-kevitra tokony raisin’izy ireo ihany koa izany fanairana izany raha ny nambaran’ny solontena maharitry ny vondrona Eoropeana.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici