Accueil Politique Vondrona Parlemantera Repoblikana : tokony halefa mialoha ny fandinihina ny LFR

Vondrona Parlemantera Repoblikana : tokony halefa mialoha ny fandinihina ny LFR

0
Vondrona Parlemantera Repoblikana : tokony halefa mialoha ny fandinihina ny LFR

Mitaky ny fandefasana mialoha ny tetibolam-panjakana nasiam-panitsiana 2020 eny amin’ny Antenimierampirenena ireo solombavambahoaka ao anatin’ny Vondrona Parlemantera Repoblikana. Takian’izy ireo ihany koa ny fifampizarana andraikitra eo amin’ny fahefana mpanatanteraka sy ny fahefana mpanao lalàna.