Accueil Société Voninkazo : nampihena ny vidiny ny tsy fisian’ny rotsak’orana

Voninkazo : nampihena ny vidiny ny tsy fisian’ny rotsak’orana

0
Voninkazo : nampihena ny vidiny ny tsy fisian’ny rotsak’orana

Mikatso ny tsenan’ny voninkazo ankehitriny. Mitombo ankilany ny masokarenan’ny mpivarotra amin’ny fikarakarana azy manoloana ny tsy fisian’ny rotsak’orana. Isan’izany ny vola mivoaka amin’ny fanondrahana. Izay indrindra no antony hampihenan’ny mpivarotra ny vidin’ny voninkazo hisintonana ny mpanjifa.