Votoatin’ny fampielezankevitra : tokony ahakasika ny fiainam-bahoaka

0

Ny maha zava-dehibe ny votoatin’ny fandaharan’asan’ny kandida iray rehefa fotoanan’ny fampielezankevitra. Izay indray ny lohahevitry ny fanadihadiana niarahan’ny Agence Capsule sy ny Kolo TV / Fm. Nanontaniana ireo olon-tsotra ihany koa ny fijerin’izy ireo ny Ny Initiative pour l’émergence de Madagascar natolotry ny filohan’ny tetezamita teo aloha Andry Rajoelina.