Accueil Politique Zanak’I Sofia : mitaky hatrany ny fanafoanana ny didy fampisamborana ny loholona Lylyson René de Roland.

Zanak’I Sofia : mitaky hatrany ny fanafoanana ny didy fampisamborana ny loholona Lylyson René de Roland.

0
Zanak’I Sofia : mitaky hatrany ny fanafoanana ny didy fampisamborana ny loholona Lylyson René de Roland.

Manamafy hatrany ny fanafoanana ny didy fampisamborana ny Loholona Lylison René de Rolland ny zanaky SOFIA. Tsy tokony hisy fijery mitanila amin’ny fitantanana ny firenena hoy izy ireo. Mety hiteraka voka-dratsy amin’ny mpiray tanindrazana izany raha ny fanazavana.

 

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici