Accueil Politique Zandarimariam-pirenena : nahazo fitaovana maro samihafa

Zandarimariam-pirenena : nahazo fitaovana maro samihafa

0
Zandarimariam-pirenena : nahazo fitaovana maro samihafa

Nanamafy ny sekreteram-panjakana miadidy ny zandarmaria fa tsy ekena intsony ny fipariahan’ny fitaovam-piadiana maro samihafa, sy ny fitondrantena tsy mendrika ary ny kolikoly misy eo amin’ny zandarmariam-pirenena. Entina hanamafisana ny fanarahamason’ny fitaovam-piadiana arak’izany, hisy ny fananganana komity mpanaramaso.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici